{"title":"Fanito","description":"","products":[{"product_id":"organic-combava-peel","title":"Hoditra Kombava Biolojika","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eHoditra Kombava voatetitetika ary nohamainina. Asa-t\u0026agrave;nana amin\u0026#39;ny al\u0026agrave;lan\u0026#39;ny antsy no amohasana ireo kombava ireo mba ho ilay ampahany maitso ihany no azo. Izany no natao dia mba ahazoana ny fofony sy tsirony tsara indrindra,\u0026nbsp; fahita matetika eo amin\u0026#39;ny nahandro any amin\u0026#39;ny ranomasim-be Indianina ny kombava. Tsy azo adino tokoa izy raha te hanao nahandro\u0026nbsp;tena miavaka ary\u0026nbsp;mamerovero na rehefa mikarakara zava-pisotro sy rony ary saosy isan-karazany\u0026nbsp;ohatra.\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eFofona mampiavaka ny voasarimakirana\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMitahiry vitaminina C\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMampit\u0026agrave;na\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eFampiasa rehefa manadio aty\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMety amin\u0026#39;ny nahandro rehetra\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eFAMPIASANA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eFanaovana dite na tambavy: Asio silany roa ao anaty kaopy ary asio rano mahamay. Afaka 5 minitra dia vonona ary afaka haroso mafana na mangatsiaka.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eRaha hanao saosy dia arotsahy anatin\u0026#39;izay fangarony ny kombava 2cm eo ho eo ary avelao hiketrika miadana mba hifangaro tsara ny fofony. Rehefa marihidrihitra ny saosy dia afaka esorina ny kombava ary aroso ny sakafo.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eRaha hanao rony maivana dia ampangotrahy miaraka amin;ny kombava izay fangaroony efa nihomaninao mandritra ny 10mn rehefa manomboka mangotraka. Afaka esorina izy rehefa azo\u0026nbsp;ny tsirony notadiavinao.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eToaka mamy sy kombava: asio hoditra kombava 100g ao anaty tavoahangina vodka 1\/2L ary avelao hilona mandritra ny roa tokom-bolana lavitry ny hazavana ary ahotsakotsahy tsindraindray. Rehefa dila io fotoana io dia sivano ilay toaka mba hanesorana ny kombava ary ampio siramamy 1\/2 ana siramamy ranony.\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"30g","offer_id":38126603796666,"sku":"","price":5.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/combava_scorza_4.jpg?v=1709775363"},{"product_id":"vanilla-powder","title":"Lavanilina vovony","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy lavanilina vovony amidinay dia tsy mitapoka. Ny kalitao tsara indrindra Bourbon no nanaovana azy. Tsy isy akora fitehirizana na loko hafa manampy azy. Lavanilina lavalava izay nampangatsihahana mba hivongana no nototoina tao anaty vata fanotoana ka namadika azy ho vovony.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eVoatazona tanteraka ny vovony tena maha lavanilina azy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"20g","offer_id":38068932280506,"sku":"","price":19.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/vaniglia_polvere_1.jpg?v=1709664344"},{"product_id":"package-collection-spices","title":"Fonosana fanito ","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eIty fonosana ity dia mirakitra fanito\u0026nbsp;karazany 8 tena ambony kalitao izay fampiasa andavandro amin\u0026#39;ny sakafo malagasy:\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;Dipoavatra mena na Baie rose\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eKanelina vovony\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eSakay Pilo kely maitso\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eKombava vovony\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eTamotamo vovony\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMiskady\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eSakamalaho maina\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eDipoavatra Voatsiperifery\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"Default Title","offer_id":38068936016058,"sku":"","price":25.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/collezione_spezie.jpg?v=1709918839"},{"product_id":"nutmeg-whole","title":"Miskady voany","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy miskady misy eto Madagasikara dia malaza ho tsara n\u0026#39;aiza n\u0026#39;aiza ary ilay arosonay eto dia ilay kalitao avo lenta indrindra toy ireo fanito hafa ihany koa.\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\nIlay voany ao anatiny no fampiasa fa fonony kosa ilay\u0026nbsp;hita ety ivelany. Voana miskady ilay ao anatiny ary masis kosa ny anaran\u0026#39;ilay fonony izay matetika voakiky rehefa hita eny an-tsena.\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\nAmpiasaina amin\u0026#39;ny fikarakarana zava-maro ny miskady: fanito ho ana sakafo isan-karazany, kinendinendy toy ny mofosakay, zava-pisotro, lasopy ary fanaovana mofomamy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cstrong\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/strong\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eTeo amin\u0026#39;ny raok\u0026#39;andro malagasy dia nampiasaina noho ny zava-tsoa azo avy aminy ny miskady. Ohatra:\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy amin\u0026#39;ny fandevonan-kanina\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy raha sendra vanin-taolana mangotsongotsoka\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy raha sendra tsy mahita tory\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMety amin\u0026#39;ny sakafo rehetra ny miskady.\u0026nbsp;\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eManoro hevitra hisafidy ny miskady tsy mivaky ary tena lafatra ivelany izahay ary manoro anareo tsy hisafidy izay sendra misy lavadavaka.\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u003cb\u003eFAMPIASANA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\nVakio roa ny fonony\u0026nbsp;mba ahazoanao ny voany. Avy eo dia sasaho roa ary kikiso izay habetsany ilainao amin\u0026#39;ny fotoana il\u0026agrave;nao azy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eMaharitra taona maromaro ny miskady raha voatahiry tsara ary voakajy tsara lavitry ny hazavana sy hamandoana.\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"5pz","offer_id":38068952629434,"sku":"","price":3.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/noce_moscata_1.jpg?v=1709780435"},{"product_id":"pink-peppercorn-in-grain-baie-rose","title":"Dipoavatra mena na Baie rose","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy dipoavatra mena izay manana anarana siantifika Schinus terebinthifolia, dia zava-maniry any amin\u0026#39;ny morontsitaka atsinanan\u0026#39;i Madagasikara. Ny kalitao tsara indrindra no atolotray eto: tena mena tanteraka ary tsy vakivaky. Manana tsiro malefaka sy somary mamimamy izy ary mamela tsiro masiatsika amin\u0026#39;ny farany. Fampiasa amin\u0026#39;ireo sakafo matsiro isan-karazany izy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy amin\u0026#39;ny fandevonan-kanina\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMety manampy amin\u0026#39;ny vanin-taolana na hozatra mangotsongotsoka\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManamafy ny hery fiarovan\u0026#39;ny vatana\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eFAMPIASA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAfaka ampiasaina manta na masaka\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eTsy voatery totoina\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMety amin\u0026#39;ny nahandro rehetra satria tsy manarona ny tsiro hafa\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNa tsy tena dipoavatra aza izy dia omena izany anarana izany noho ny endriny mitovy amin\u0026#39;ireo dipoavatra mahazatra.\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"20g","offer_id":38069024161978,"sku":"","price":3.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/baie_rose_in_grani_1.jpg?v=1709780189"},{"product_id":"wild-malagasy-pepper-voatsiperifery-organic-in-grain","title":"Dipoavatra Voatsiperifery ","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\nNy Voatsiperifery dia anisan\u0026#39;ireo fanito tsy fahita indrindra erak\u0026#39;izao tontolo izao. Mandady amina hazo avo izay mahatratra 20m izy ary anaty anatin\u0026#39;ny ala tropikalin\u0026#39;i Madagasikara ihany no ahitana azy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eTena manitra ary tsy manam-paharoa ny tsirony sy ny fofony. Maivamaivana ary tsy dia masiaka. Ny kalitao ambony indrindra no atolotray eto ary manaraka fepetra mazava ny fisivanana azy: haben\u0026#39;ny voany ary ny fofona ananany. Malaza eran-tany noho ny fofony tsy manan-tsahala izy ity.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eFampiasa mba hanamanimanitra sakafo ny Voatsiperifery.\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy ny fandevonan-kanona\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy miady amin\u0026#39;ny bakteria\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy raha sendra kibo mizihitra\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy amina karazana aretin-kibo isan-karazany\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy amin\u0026#39;ny fitaizana vatana\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u003cb\u003eFAMPIASA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAfaka ampiasaina amin\u0026#39;ny fikarakarana voankazo nofintsaina, vinaingitra, menala ary ny sakafo masira rehetra.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManoro hevitra ny hitotoana azy amin\u0026#39;ny fotoana tena hampiasaina azy izahay mba hiarovana ny fofony.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eTsara ihany koa amin;ny voakazo toy ny: frezy, voankazo an\u0026#39;ala, voatango.\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"40g","offer_id":38069033533626,"sku":"","price":6.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/pepe_selvatico_voatsiperifery_2.jpg?v=1709771282"},{"product_id":"combava-powder-organic","title":"Kombava vovony Biolojika","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy Kombava izay antsoina amin\u0026#39;ny anarana siantifika oe Citrus Hystrix dia karazam-boasarimakirana. Ny hazony dia fohy ary ny hodiny dia marokoroko.I Azo tamin\u0026#39;ny famohasana, fitetitetehana ary fanamainana ary fitotoana azy ny Kombava.\u0026nbsp;\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\nNy fofony mamerovero sy ny tsirony mahery ary tena tsara no tena mampiavaka azy. Afaka ampivadiana amin\u0026#39;ireo fanito sian-karazany izy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n- Manampy amin\u0026#39;ny fak\u0026agrave;na aina\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e- Mety manampy raha misy fivontosana\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e- Manampy y fandevonan-kanina\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u003cb\u003eFAMPIASANA AZY\u003c\/b\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eHo ana zava-pisotro manala havizababa: asio Kombava vovony 1\/4 sotrokely ao anaty kaopy ary ampio rano mahamay. Andraso 5 minitra dia ho vonona.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eRaha hanao dite Kombava Sakamalaho dia raraho sakamalaho vovony 1 sotrokely sy 1\/4 sotrokelina kombava ao anaty kaopy ary asio rano tena mahamay. Avelao hilona 5 minitra ary dia ho vonona.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eRaha manao sakafo ho an\u0026#39;olon-droa dia mampias\u0026agrave; 1\/2 sotrokely kombava vovony mandritra ny fandrahoana ary 1\/4 sotrokely kosa raha atao anaty saosy ho an\u0026#39;ny salady.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eSilasilaho ny voankazo ary andraraho kombava vovony kely ny silany tsirairay.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eRaha hanao \u0026quot;smoothie\u0026quot; dia afangaroy amina yaourt avy amin\u0026#39;ny soja ohatra ny kombava 1\/2 sotrokely ary ahodino mandritra ny 1 minitra ao anaty \u0026quot;mixer\u0026quot;.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAfala ampiasaina ao anaty saosy isan-karazany satria mivady tsara amin;\u0026#39;ny sakay\u0026nbsp;sy sakamalaho.\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"40g","offer_id":38069045919930,"sku":"","price":5.5,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/combava_in_polvere_1.jpg?v=1709775143"},{"product_id":"red-chili-pili","title":"Sakay Pilo kely mena","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eFantatra amin\u0026#39;ny anarana oe sakay Pilo kely ity sakay ity. ,aniry eto Madakasikara ary mena ny lokony satria efa masaka izy.\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u0026nbsp;\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMahery ny fofony ary tena masiaka be izy\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAnkoatra ny fanaovana sakafo dia ampiasaina ihany koa amin\u0026#39;ny fanaovana zava-pisotro masiatsika sy fanao anaty saosy isan-karazany izy.\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u003cb\u003eFAMPIASANA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAfaka ampiasaina eo ambony sakafo masaka na anaty sakafo andrahoina.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy voany no tena masiaka aminy. Raha te hahazo ny hasiakany tena mahery indrindra dia tapaho roa izy ary arotsahy ao anaty nahandro. Raha tianao tsy hahery loatra kosa dia aza tapahana fa arotsahy tsy mivaky.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eRaha hanao menaka masiaka dia asio sakay piko kely mena 1 sotro ao anaty tavoahandy ary ampio menaka olina 500ml. Afaka andro vitsy dia hanomboka hasiaka ilay menaka.\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"10g","offer_id":38075352875194,"sku":"","price":2.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/peperoncino_pili_rosso_disidratato.jpg?v=1709779942"},{"product_id":"green-chili-pili","title":"Sakay Pilo kely maitso","description":"\u003cp\u003eFantatra amin\u0026#39;ny anarana oe sakay Pilo kely ity sakay ity. Maniry eto Madakasikara ary mena ny lokony satria efa masaka izy. \u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003e\u003cstrong\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/strong\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003eMaanitra kokoa mihoatra ny pilo kely mena ny fofony ary latsadatsaka kosa ny hasiakany. Ankoatra ny fanaovana sakafo dia ampiasaina ihany koa amin\u0026#39;ny fanaovana zava-pisotro masiatsika sy fanao anaty saosy isan-karazany izy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003e\u003cstrong\u003eFAMPIASANA AZY\u003c\/strong\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003eAfaka ampiasaina eo ambony sakafo masaka na anaty sakafo andrahoina. Ny voany no tena masiaka aminy. Raha te hahazo ny hasiakany tena mahery indrindra dia tapaho roa izy ary arotsahy ao anaty nahandro. Raha tianao tsy hahery loatra kosa dia aza tapahana fa arotsahy tsy mivaky. Raha hanao menaka masiaka dia asio sakay piko kely maitso 1 sotro ao anaty tavoahandy ary ampio menaka olina 500ml. Afaka andro vitsy dia hanomboka hasiaka ilay menaka.\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"10g","offer_id":38075364704442,"sku":"","price":2.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/peperoncino_pili_verde_disidratato_2.jpg?v=1709912193"},{"product_id":"cinnamon-powder-organic","title":"Kanelina vovony Biolojika","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy kanelina dia ao anatin\u0026#39;ny fianakavian\u0026#39;ny Lauraceae.\u0026nbsp;Maniry amin\u0026#39;ny toerana isan-karazany eto Madagasikara izy, Sri Lanka,\u0026nbsp;Maldives ary ny Antilles. Ity kanelina ity dia avy eto Madagasikara. Miavaka arakaraka ny fihaviany ny kanelina. Ity avy eto Madagasikara ity dia mamimamy fofona ary volon-tany mazavazava ny lokony.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul\u003e\n\t\u003cli\u003eManampy amin\u0026#39;ny fitaizana vatana\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli\u003eManamoy amin\u0026#39;ny fandevonan-kanina\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli\u003eMampitsotsotra hozatra\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli\u003eManamoy nynfisosan;ny ra\u0026agrave; eo amin\u0026#39;ny vatana\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli\u003eFampiasa matetima raha hampihena tena\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eFAMPIASANA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAmin\u0026#39;ny fanaovana zava-mamy isan-karazany\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAsio 1 sotrobe ana kanelina vovony na tahony ao anaty voamaina. Manampy amin\u0026#39;ny fandevonana azy ny kanelina ary miharo ny kibo tsy hizihitra\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAzo ampiasaina amin\u0026#39;ny fanaovana dite sy tambavy\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"40g","offer_id":38075753988282,"sku":"","price":4.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/cannella_polvere_4.jpg?v=1709916370"},{"product_id":"cinnamon-sticks-organic","title":"Kanelina Tahony Biolojika","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy kanelina dia ao anatin\u0026#39;ny fianakavian\u0026#39;ny Lauraceae. Maniry amin\u0026#39;ny toerana samihafa eto Madagasikara izy\u0026nbsp;Sri Lanka, Maldives ary\u0026nbsp;ny\u0026nbsp;Antilles. Ity kanelina ity dia avy eto Madagasikara. Ny fofona sy tsiron\u0026#39;ny kanelina dia miova arakaraka ny fihaviany. Ny kanelina avy eto Madagasikara dia mamimamy fofona ary volon-tany mazavazava ny lokony.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cbr \/\u003e\n\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul\u003e\n\t\u003cli\u003eMampit\u0026agrave;na\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli\u003eManampy amin\u0026#39;ny fandevonan-kanina\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli\u003eManampy ny hozatra hitsotra kokoa\u0026nbsp;\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli\u003eManampy ny fisosan\u0026#39;ny r\u0026agrave; ao anaty vatana\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli\u003eFampiasa matetika raha mampihena tena\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eFAMPIASA AZY\u003c\/b\u003e\u003cbr \/\u003e\nAmin\u0026#39;ny fanaovana zava-mamy isan-karazany\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u003cspan data-mce-fragment=\"1\"\u003eAsio kanelina singany 1 ny voamaina. Manampy handevona azy sy tsy hambi[izihitra kibo izy.\u003c\/span\u003e\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\nAmin\u0026#39;ny fikarakarana tambavy na dite\u003cbr \/\u003e\nAmin\u0026#39;ny fikarakarana toaka isan-karazany\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"5pz","offer_id":38075772633274,"sku":"","price":3.45,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/cannella_pezzi_4.jpg?v=1709915905"},{"product_id":"ginger-dehydrated-slices-organic","title":"Sakamalaho nohamainina ","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eSakamalaho nohamainina ary notapatapahana.\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\nFampiasa rehefa mahandro na amin\u0026#39;ny fanaovana zava-pisotro koa. Fanao aaty sakafo ary fampiasa amin;ny fitsaboana araka ny Ayurveda ihany koa izy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy raha sendra misalebolebo\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy karazana aretim-bavony samihafa\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManamopy amin\u0026#39;ny fanal\u0026agrave;na fivontosana\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMampatanjaka\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\n\u003cb\u003eFAMPIASANA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eRaha hanao tambavy na dite: asio silany 3-4 ao anaty kaopy ary raraho rano mahamay. Avelao hilona 5 minitra dia vonona.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAfaka ampiasaina hanamanitra sy hampasiatsiaka sakafo koa izy rehefa mahandro.\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"20g","offer_id":38075793113274,"sku":"","price":2.45,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/zenzero_disidratato_a_fette.jpg?v=1709912978"},{"product_id":"ginger-powder-organic","title":"Sakamalaho vovony Biolojika","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eAzo avy amin\u0026#39;ny sakamalaho nohamainina ary nototoina izy. Maro ireo zava-mahasoa azo avy aminy ary ampiasaina amin\u0026#39;ny fitsaboana araka ny Ayurevda ihany koa izy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy raha sendra misalebolebo\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy karazana aretim-bavony samihafa\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManamopy amin\u0026#39;ny fanal\u0026agrave;na fivontosana\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMampatanjaka\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003e\u003cb\u003eFAMPIASANA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eRaha hanao tambavy na dite: asio vovony 1 sotrokely ao anaty kaopy ary araraho ao anaty vilany kely. Ampio rano mahamay ary teneho mandritra ny\u0026nbsp;5 minitra dia vonona.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAfaka ampiasaina hanamanitra sy hampasiatsiaka sakafo koa izy rehefa mahandro.\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"40g","offer_id":38075803435194,"sku":"","price":3.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/zenzero_in_polvere.jpg?v=1709912414"},{"product_id":"curcuma-turmeric-powder-organic","title":"Tamotamo vovony Biolojika","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy tamotamo izay mitondra ny anarana siantifika Curcuma longa dia ao anatin;ny fianakavian\u0026#39;ny\u0026nbsp;Zingiberaceae.\u0026nbsp;\u003cbr data-mce-fragment=\"1\" \/\u003e\nFantatra noho ny tsiony malefaka sy lokony mavo tena mahery ny tamotamo. Malaza ihany koa noho ireo zava-tsoa maro azo avy aminy. Fampiasa raha mahandro sakafo ary amin\u0026#39;ny fitsaboana araka ny Ayurveda ihany koa izy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy manala fivontosana\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMampit\u0026agrave;na ny vatana\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManatsora r\u0026agrave;\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManamafy ny hery fiarovan\u0026#39;ny vatana\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eFAMPIASA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAtao fangarony amin\u0026#39;ny fanaovana mofomamy isan-karazany, vary, paty, legioma sy voamaina ary saosy.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eArotsahy amin\u0026#39;ny faraparan\u0026#39;ny fandrahoana ny sakafo izy mba hitazonana tsara ny fofony.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eRehefa mampiasa tamotamo ao anaty skafo masira dia asio\u0026nbsp;\u003ca href=\"\/mg\/products\/wild-malagasy-pepper-voatsiperifery-organic-in-grain\" title=\"Voatsiperifery\"\u003evoatsiperifery \u003c\/a\u003e\u0026nbsp;izay manampy azy hijanona ao anatin\u0026#39;ny vatana.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli\u003eRaha manao sakafo mamimamy dia ampio sakamalaho kely ny tamotamo mba hitazomana kokoa ny tamotamo ao anaty vatana.\u0026nbsp;\u0026nbsp;\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy bromolinina izay ao anaty mananasy ihany koa dia manampy mitazona azy ao anaty vatana.\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eTsara indrindra raha hanao \u0026quot;golden milk\u0026quot; ianao. Asio 1 sotrokely tamotamo vovony sy 1\/2 sotrokelina sakamalaho vovony ao anaty kaopy lehibe. Tapohy rononona soja tena mafana ohatra ary hamamiho araka izay itiavanao azy.\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"40g","offer_id":38075868774586,"sku":"","price":3.45,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/products\/curcuma_in_polvere.jpg?v=1709778297"},{"product_id":"organic-kaffir-lime-combava-leaves","title":"Ravina Kaffir lime Combava biolojika","description":"\u003cpre data-placeholder=\"Translation\" dir=\"ltr\" id=\"tw-target-text\"\u003e\nRavinkazo maina Combava avy any Madagasikara.\n\nIty karazana voasary makirana antsoina oe Kaffir lime na koa hoe Combava, Papeda na Makrut dia manana ny anarana siantifika Citrus Hystrix.\nNy raviny dia ampiasaina indrindra amin\u0026#39;ny zava-pisotro mafana mampitony ho an\u0026#39;ny takariva mba mampitony na aorian\u0026#39;ny sakafo mba hanampy ny fandevonan-kanina. Izy io dia ampiasaina indrindra amin\u0026#39;ny sakafo any amin\u0026#39;ny ranomasimbe Indianina sy any Azia. Ny fofon\u0026#39;ny combava dia niavaka tamin\u0026#39;ny karazana voasary rehetra. Ao amin\u0026#39;ny fitsaboana amin\u0026#39;ny zavamaniry dia ampiasaina amin\u0026#39;ny toetrany maromaro: mampateza, manampy raha sendra diabeta ary miaro sy manadio ny aty.\n\u003c\/pre\u003e\n\n\u003cp\u003e\u003cbr \/\u003e\n- Mampateza\u003cbr \/\u003e\n- Miaro ny aty\u003cbr \/\u003e\n- Mampitony\u003cbr \/\u003e\n- Manampy ny fandevonan-kanina\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003e\u003cbr \/\u003e\n\u003cstrong\u003eTorohevitra fampiasana azy:\u003c\/strong\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cpre data-placeholder=\"Translation\" dir=\"ltr\" id=\"tw-target-text\"\u003e\nAsio ravina Combava 2 ary asio rano mafana ny kaopy iray. Sarony ary avelao hilona mandritra ny 7-8 minitra. Azo sotroina amin\u0026#39;ny fotoana rehetra.\n\nRaha hanomana sakafo miavaka dia mampias\u0026agrave; ravina Combava 4 na 5 eo am-panomanana izay sakafo misy saosy na lasopy. Ny ravina dia hamoaka ny hanitra manokana mampahatsiahy ny voasarimakirana fa mamerovero ihany koa.\n\n\nTehirizo lavitry ny hazavana sy hamandoana ny ravina mba haharitra kokoa.\u003c\/pre\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"10g","offer_id":46670843445575,"sku":"","price":2.45,"currency_code":"EUR","in_stock":true},{"title":"35 g","offer_id":54377132261703,"sku":null,"price":8.25,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/combava_foglie_3.jpg?v=1709768604"},{"product_id":"organic-curry-madras","title":"Curry Madras biolojika","description":"\u003cpre data-placeholder=\"Translation\" dir=\"ltr\" id=\"tw-target-text\"\u003e\nIty curry organika ity dia manome tsiro mafana sy matsiro tena izy ho an\u0026#39;ny fomba fanamboarana rehetra, voalanjalanja tsara ny tsirony. Izy io koa dia hanome loko tsara tarehy ho an\u0026#39;ny sakafo rehetra.\n\n\n\u003cstrong\u003eFANGARONY\u003c\/strong\u003e\n\nTamotamo\nDrafy na Koriandra\nKomina\nFenugreek\nSakamalaho\nSira\nTongolo gasy\nSakay\nDipoavatra masiaka\nMety misy soritra ana CELERY sy MOUTARDE\n\u003c\/pre\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eFAMPIASANA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003eAsio curry madras iray sotro lehibe ao anatin\u0026#39;izay sakafo ho an\u0026#39;olon-droa karakarainao, izany oe mandritra ny fandrahoana.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"40g","offer_id":46515246104903,"sku":null,"price":3.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/curry_madras_4.jpg?v=1709768977"},{"product_id":"green-curry-1","title":"Carry maitso","description":"\u003cp\u003eThis green curry is among the favorite spices of our customers. It smells fresh and strong but is not hot. Chili can always be added during cooking or on top of the food when it is ready. Its taste is delicate and aromatic thanks to the mixture of spices it contains. Just add one tea spoon of green curry while cooking your dish and mix well all the ingredients. Coconut milk can also be added to obtain a tasty and thick tasty sauce with your recipe. In Malagasy cuisine this kind of food is usually served with rice as side dish. This curry can also be used as ingredient for raw vegetables dressing or to prepare a marinade. \u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003eIt contains: *Turmeric, *coriander, *fenugreek, *ginger, salt, *garlic, *pepper, *chili, pandan, galanga. Possible traces of celery and mustard.\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e*Organic\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"40 g","offer_id":49136998383943,"sku":"","price":4.75,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/curry_verde_2.jpg?v=1709754761"},{"product_id":"curry-madras-bio","title":"Carry Madras Biolojika","description":"\u003cp\u003eIty carry\u0026nbsp;madras biolojika ity dia matsiro ary tsy masiaka. Ho an\u0026#39;ireo tia sakafo masiaka dia azo atao ny manampy sakay aminy mandritra ny fandrahoina ny sakafo na koa rehefa efa vonona eo amin\u0026#39;ny lovia ny vary sy laoka.\u0026nbsp;Ampio carry iray sotrokely ny sakafo andrahoina ary avelao hifangaro tsara. Ny fomba iray hafa azo ampiasana\u0026nbsp;azy koa dia ny fandrahoina azy miaraka amin\u0026#39;ny\u0026nbsp;ronobom-boanio. Laoka matsiro ary misy saosy marihitra no ho azonao. Araka ny fomba fandrahoina sakafo malagasy dia vary fotsy no ampiarahana amin\u0026#39;ny laoka nokarakaraina amin\u0026#39;io nahandro io. Ny Carry dia azo ampiasaina ho toy ny fangarony\u0026nbsp;amin\u0026#39;ny fikarakarana legioma manta, ohatra oe ny lasary.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp\u003eBiolojika avokoa ny fangaron\u0026#39;ity carry ity:: tamotamo, koriandra, komina, fenugrec, sakamalaho, sira, tongolo gasy, dipoavatra, sakay. Mety misy dihana seleria sy voantsinapy.\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"40 g","offer_id":49137000644935,"sku":"","price":4.45,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/curry_madras_polvere.jpg?v=1709664829"},{"product_id":"organic-curcuma-turmeric-powder-copy","title":"Organic Curcuma Tisane (Turmeric )","description":"\u003cp\u003eTurmeric (Curcuma longa) is a plant belonging to the family Zingiberaceae. \u003cbr\u003eKnown for its delicate taste and intense colour, it is also known for its beneficial properties. It is mainly used in cooking but also in Ayurvedic medicine.\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003eThese pieces of Dried Curcuma are ideal to use to make a Curcuma hot drink.\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cstrong\u003ePROPERTIES\u003c\/strong\u003e\u003c\/p\u003e\n\u003cul\u003e\n\u003cli\u003eAnti-inflammatory\u003c\/li\u003e\n\u003cli\u003eAntioxidant\u003c\/li\u003e\n\u003cli\u003eAnticoagulant\u003c\/li\u003e\n\u003cli\u003eProtects the immune system\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cstrong\u003eTIPS FOR USE\u003c\/strong\u003e\u003c\/p\u003e\n\u003cul\u003e\n\u003cli\u003eAdd a few pieces of curcuma in a cup or tea-glass and add hot water. Let it stand fore about 5-10 minutes. Then drink as a delicious curcuma tea.\u003c\/li\u003e\n\u003cli\u003eCan also be used as an ingredient in bakery products, rice- and pasta-dishes, vegetables and condiments.\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\u003cul\u003e\u003c\/ul\u003e\n\u003cp\u003e \u003c\/p\u003e","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"30g","offer_id":52261966381383,"sku":null,"price":1.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/DSC9586_d_0156e14c-8792-4e5d-aec3-13cca548657f.jpg?v=1756841729"},{"product_id":"organic-pink-peppercorn-in-grain-baie-rose-bio","title":"Dipoavatra mena na Baie rose","description":"\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNy dipoavatra mena izay manana anarana siantifika Schinus terebinthifolia, dia zava-maniry any amin\u0026#39;ny morontsitaka atsinanan\u0026#39;i Madagasikara. Ny kalitao tsara indrindra no atolotray eto: tena mena tanteraka ary tsy vakivaky. Manana tsiro malefaka sy somary mamimamy izy ary mamela tsiro masiatsika amin\u0026#39;ny farany. Fampiasa amin\u0026#39;ireo sakafo matsiro isan-karazany izy.\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eMOMBAMOMBA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManampy amin\u0026#39;ny fandevonan-kanina\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMety manampy amin\u0026#39;ny vanin-taolana na hozatra mangotsongotsoka\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eManamafy ny hery fiarovan\u0026#39;ny vatana\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u003cb\u003eFAMPIASA AZY\u003c\/b\u003e\u003c\/p\u003e\n\n\u003cul data-mce-fragment=\"1\"\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eAfaka ampiasaina manta na masaka\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eTsy voatery totoina\u003c\/li\u003e\n\t\u003cli data-mce-fragment=\"1\"\u003eMety amin\u0026#39;ny nahandro rehetra satria tsy manarona ny tsiro hafa\u003c\/li\u003e\n\u003c\/ul\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003e\u0026nbsp;\u003c\/p\u003e\n\n\u003cp data-mce-fragment=\"1\"\u003eNa tsy tena dipoavatra aza izy dia omena izany anarana izany noho ny endriny mitovy amin\u0026#39;ireo dipoavatra mahazatra.\u003c\/p\u003e\n","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"20g","offer_id":54377163555143,"sku":null,"price":2.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/DSC9710_DxO.jpg?v=1784421353"},{"product_id":"cloves","title":"Carry maitso","description":"\u003cp\u003eCloves grow on an evergreen tree in tropical climates. The pale green nail shaped buds are picked manually and then sun dried till they are dried and turned into a dark brown color.  They have a powerful and pungent aroma.\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003eCloves are used as food ingredient and have medicinal application as well.\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003eFor culinary uses they are best in baking, marinades or stews and in teas or herbal drinks.  Buds are to be used as entire pieces, no need to cut them.\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003eCloves properties are many and all interesting. They contain high antioxidants, rich in vitamins, it helps digestion and gives pain relief, reason why it is also used in somes cases of toothache. For a mouthwash few cloves can be used in half glass of water.\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e \u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"40 g","offer_id":54377955033415,"sku":null,"price":2.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/DSC9755_DxO.jpg?v=1784423158"},{"product_id":"fleur-de-sel-with-baie-rose-voatsiperifery","title":"Carry maitso","description":"\u003cp\u003eThis fleur de sel or sea salt is a naturally spiced thanks to the mixture of pink pepper in grain and wild pepper Voatsiperifery in powder. The blend is well balanced so that the salt doesn't become very spicy. \u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003eFor a recipe just add the normal quantity of salt per portion during cooking or in the dressing if it's about raw vegetables. It can be used in all culinary preparation to give a special taste. \u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003eIt contains: Sea salt, pink pepper in grain, wild pepper Voatsiperifery \u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"100 g","offer_id":54377970401607,"sku":null,"price":3.5,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/DSC9776_DxO.jpg?v=1784423397"},{"product_id":"fleur-de-sel-with-vanille","title":"Carry maitso","description":"\u003cp\u003eThis fleur de sel or sea salt has the typical sweet vanilla aroma thanks to the vanilla powder mixed with it. The blend is well balanced so that the vanilla is well percived but doesn;t dominate the sal taste. \u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003eFor a recipe just add the normal quantity of salt per portion during cooking or in the dressing if it's about raw vegetables. It can be used in all culinary preparation to give a special taste. \u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003eIt contains: Sea salt, vanilla powder \u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e\n\u003cp\u003e\u003cbr\u003e\u003c\/p\u003e","brand":"Nature Madagascar","offers":[{"title":"100 g","offer_id":54377978593607,"sku":null,"price":3.95,"currency_code":"EUR","in_stock":true}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/files\/DSC9788_DxO.jpg?v=1784423749"}],"thumbnail_url":"\/\/cdn.shopify.com\/s\/files\/1\/0535\/2364\/4602\/collections\/SPICES.jpg?v=1743535593","url":"https:\/\/www.naturemadagascar.com\/mg\/collections\/spices.oembed?page=3","provider":"Nature Madagascar","version":"1.0","type":"link"}