Mananasy maina voajanahary sy Kombava vovony avy eto Madagasikara.
Afaka anaovana dite tena lafatra tokoa ary voajanahary tanteraka.
Afaka atao tsakitsaky koa nefa. Ity fonosana ity dia mitahiry mananasy sy Kanelina tena lafatra ara-pahasalamana ary tsy nampiana siramamy.
Torohevitra ampiasaina azy
- Raha atao dite: asio mananasy 2 sotrokely ao anaty kaopy ary ampio rano mangotraka. Avelao hilona mandritra ny telo minitra, na elaela kokoa, arakaraka ny herin'ny dite tianao ho sotroina. Izay dia vonona.
- Azonao atao koa ny mampiasa azy ho tsakitsaky mahasalama.
- Afaka hikarakarana zava-pisotro izay tiana hanana tsiro sy fofona mananasy mifangaro kombava toy ny rum arrangé.
Lanjany: 25g