Mitahiry sôkôla nasiana kombava miisa 10 ny fehezana iray. Tsiro malefaka nefa misongadina no afaka hamaritana ny kalitaon'ny sôkôla mainty avy any Sambirano ary mahafa-po ireo tena mitady izany kalitao izany. Kely dia kely ny siramamy ao anatiny mba hivoahan'ny tsirony izay tsy zoviana maneran-tany.
Ho amin'ny fotoana fifalifaliana, tsiro tena miavaka.
Kakao farafahakeliny 70%.