Ity fehezana ity dia noforonona ho an'ireo olona tena mankafy tambavy sy dite voajanahary tanteraka.
Mirakitra:
Ravintsara fanao tambavy biolojika
Tambavy Fanadiovana anaty biolojika
Dite Kanelina Sakamalho biolojika
Dite Sahambavy
Mananasy Kanelina biolojika
Mananasy Kombava biolojika
Sakamalaho maina biolojika
Hoditra Kombava maina biolojika
Kanelina tahony biolojika