Harona matevina ary mihaja izay mitahiry vokatra 7 ahafahanao mankafy ny tsiro mampiavaka ny akora malagasy. Ho hitanao ao anatiny:
150g dite Sahambavy anaty boaty vy
- 75g Lotsy maina biolojika
- 20g Ravintsara maina
- 40g dipoavatra dia Voatsiperifery
-10ml menaka ifotony ana hoditra Kombava
- 2 tahona lavanila biolojika
-200g ana voatsinapy mifangaro Kombava