Jam litchi tsara kalitao miaraka amin'ny tsirony voajanahary.
Hampiasaina toy ny tsindrin-tsakafo na hosorana amin'ny mofo, ronono, fromazy na ronono mandry araka izay safidinao.
FANGARONY:
Litchi*, siramamy avy amin'ny fary*, pektinina asidra citrika E330
*avy amin'ny fambolena biolojika
Voaomana amin'ny voankazo 70g isaky ny vokatra 100g vita.
Totalin'ny siramamy tehiriziny: 55g isaky ny 100g
FAMPAHALALANA ARA-TSAKAFO, isaky ny 100g:
Angovo 1461kJ / 255kcal,
tavy 0g izay asidra matavy feno 0g,
gliosida 62g, siramamy ao anatiny 53g,
sakafo fibra 2.3g,
proteinina 0.8g,
sira 0,06g.
FITEHIRIZANA: Ataovy amin'ny toerana mangatsiaka sy maina aorian'ny fisokafany.