Ity dia fonosana iray manambatra vokatra tsara kalitao telo ambony mifototra amin'ny Ravintsara. Zavamaniry mahasalama avy any Madagasikara izay ampiasaina andavan'andro amin'ny fitsaboana nentim-paharazana izy.
Ravintsara maina azo anaovana tambavy.
Fonosana vatomamy vita amin'ny ravintsara.
Tavoahangy 10ml mitahiry menaka ravintsara, izay azo ampiasaina - ankoatry ny hevoka sy fanorana - amin'ny fitsaboana natoraly hafa koa..