1 3

Nature Madagascar

Curry maitso

€3,95
Tax included.

Ny curry maitso dia manome tsiro tena miavaka ary mamerovero amin'ireo nahandro isan-karazany.

 

FANGARONY

Tamotamo*
Drafa na Koriandra*
Komina*
Fenugreek*
Zenzero*
Sira
Tongolo gasy*
Sakay*
Dipoavatra mahery*
Mety misy soritra ana CELERI na MOUTARDE

*Biolojika

 

FAMPIASANA AZY

Asio curry maitso iray sotro ao anatin'izay nahandro ho an'olon-droa. na koa anaty saosy.

 

Fehezana: 40g
Fehezana: 40g

Product information