Fandefasana maimaim-poana eo Eropa raha mihoatra ny €99 !

Fomba fahandroana RSS

combava -

Preparation time: 1 minuteRecipe for two person Ingredients: two pieces of cake with (vegan) whipped cream, ½ teaspoon of Combava powder Preparation:Just add the Combava powder on...

Read more

baie_rose, Easy -

Fotoana fikarakarana: 10 minitra Nahandro ho an'olona iray   Fangarony: 1 zavoka, ¼ ranom-boasary makirana, sira (tsy voatery), 1 sotro menaka oliva, tongolo maitso, 1 sotrokely...

Read more

baie_rose, cinnamon, Medium -

Fotoana fikarakarana: 5 minitra Nahandro ho an'olona iray   Fangarony: ½ zavoka, ¼ ranona voasary maikarana kely, 1 kaopina rononona amandy na soja, 2 sotrokelina...

Read more

baie_rose, Medium -

Fotoana hikarakarana:10 minitra Nahandro ho an'olona iray   Fangarony: 2 fetrana tànana salady balafomanga na karazana salady hafa, 1 sotro oliva maitso na mainty, 1...

Read more

combava, Easy -

Fotoana hikarakarana azy: 2 herinandro Fikarakarana ho ana tavoahangy iray   Fangarony: 1/2 litatra rôma, 200g siramamy Hoditra Kombava   Fanaovana azy: Arotsahy ao anaty tavoahangy iray...

Read more

baie_rose, curcuma, ginger, Medium -

Fotoana hikarakarana: 1 h Nahandro ho an'olona iray   Fangarony: 100g tsaramasona soja mena na maitso, 800ml rano, 1 tongolo raviny, ½ sotrokelina sira, 5...

Read more

cinnamon, Easy, ginger -

Fotoana hikarakarana: 5 minitra Nahandro ho an'olona iray   Fangarony: 250ml rano, 1 sotrokelina kanelina, 1 sotrokelina skamalaho vovony 1 sotrokelina taretra ranony (tsy voatery)  ...

Read more

combava, Easy -

Fotoana hikarakarana: 10 minitra Nahandro ho an'olona iray   Fangarony: 250ml rano mahamay, ½ sotrokelina Kombava vovony   Fanaovana azy: Arotsahy ao anaty kaopy ny Kombava...

Read more

combava, Easy -

Fotoana hikarakarana: 10 minitra Akora ilaina ho an'olona iray:   Fangarony: ¼ Mananasy masaka tsara ½ Kombava vovony   Fanaovana azy: Silasilaho ny mananasy ary...

Read more
Malagasy