Skip to content
Free Shipping in European Union Above €99!
Free Shipping in European Union Above €99!
Free Shipping in European Union Above €99!

Tsaramasona soja

Fotoana hikarakarana: 1 h Nahandro ho an'olona iray   Fangarony: 100g tsaramasona soja mena na maitso, 800ml rano, 1 tongolo raviny, ½ sotrokelina sira, 5 silaka sakamalaho maina (na lena), 1...

Fotoana hikarakarana: 1 h
Nahandro ho an'olona iray
 
Fangarony:
  • 100g tsaramasona soja mena na maitso,
  • 800ml rano,
  • 1 tongolo raviny,
  • ½ sotrokelina sira,
  • 5 silaka sakamalaho maina (na lena),
  • 1 sotrokelina tamotamo vovony,
  • 1 sotrona dipoavatra mena,
  • drafy na koriandra lena
 
Fanaovana azy:
Sasao ny tsaramasona soja ary arotsahy anaty vilany miaraka amin'ny rano, ny tongolo raviny ary ny sakamalaho voatapatapaka. Andrahoy mandritra ny 45 minitra mandram-palemileminy sy maharidritra azy.
Piho ny afo, araraho ny tamotamo vovony ary asio menaka oliva 1 sotro.
Ataovy anaty lovia jobo, raraho dipoavatra mena ary drafy na koriandra.
Afaka hohanina mitokana na miaraka amina vary na quinoa.
 
 

Cart

Your cart is currently empty.

Start Shopping

Select options