Blog posts
Add a short description for your blog.

Zavoka sy Dipoavatra mena na Baie rose
Fotoana fikarakarana: 10 minitra Nahandro ho an'olona iray Fangarony: 1 zavoka, ¼ ranom-boasary makirana, sira (tsy voatery), 1 sotro menaka oliva, tongolo maitso, 1 sotrokely Dipoavatra mena na Baie rose...

Ranon-javoka marihatra sy Dipoavatra mena na Baie rose
Fotoana fikarakarana: 5 minitra Nahandro ho an'olona iray Fangarony: ½ zavoka, ¼ ranona voasary maikarana kely, 1 kaopina rononona amandy na soja, 2 sotrokelina ranona taretra, ½ sotrokelina kanelina...

Salady mifangaro sy Baie rose na Dipoavatra mena
Fotoana hikarakarana:10 minitra Nahandro ho an'olona iray Fangarony: 2 fetrana tànana salady balafomanga na karazana salady hafa, 1 sotro oliva maitso na mainty, 1 sotrokely voana tanamasoandro, ¼ sakay...

Tsaramasona soja
Fotoana hikarakarana: 1 h Nahandro ho an'olona iray Fangarony: 100g tsaramasona soja mena na maitso, 800ml rano, 1 tongolo raviny, ½ sotrokelina sira, 5 silaka sakamalaho maina (na lena), 1...