
Fotoana fikarakarana: 5 minitra
Nahandro ho an'olona iray
Fangarony:
-
½ zavoka,
-
¼ ranona voasary maikarana kely,
-
1 kaopina rononona amandy na soja,
-
2 sotrokelina ranona taretra,
-
½ sotrokelina kanelina vovony,
-
1 sotrokelina Dipoavatra mena na Baie rose
Fanaovana azy:
Mangalà zavoka masaka tsara.
Sasaho roa ary esory ny nofony.
Tapatapaho ary ataovy anaty lovia jobo miaraka amin'ny ranona voasary makirana,
lo sciroppo di agave e la cannella tenendo da parte una piccola parte.
Afangaroy mafy anaty mixer mandritra ny 1 minitra ary dia vonona.
Araraho anaty vera lehibe ity ranon-javoka marihatra ity, araraho ilay kanelina natokana sy Dipoavatra mena Baie rose.
Arosoy tsy magatsiaka ary tsy mafana.