Blog posts

Add a short description for your blog.

Ranon-javoka marihatra sy Dipoavatra mena na Baie rose

Fotoana fikarakarana: 5 minitra Nahandro ho an'olona iray   Fangarony: ½ zavoka, ¼ ranona voasary maikarana kely, 1 kaopina rononona amandy na soja, 2 sotrokelina ranona taretra, ½ sotrokelina kanelina...

Read more
Dite kanelina sy sakamalaho

Fotoana hikarakarana: 5 minitra Nahandro ho an'olona iray   Fangarony: 250ml rano, 1 sotrokelina kanelina, 1 sotrokelina skamalaho vovony 1 sotrokelina taretra ranony (tsy voatery)   Fomba fanaovana azy: Ataovy ao...

Read more