Jamana papay kalitao tena misongadina, tsiro tena voajanahary.
Ny Pokpok na antsoina koa oe physalis na "fitiavana ao an-tranom-borona" dia voankazo manana tsiro malefaka, somary mamy marikivy ary mampatsiahy ny paisom-bazaha na voatabia.
Hampiasaina toy ny tsindrin-tsakafo na koa ahosotra amin'ny mofo, biskoty, fromazy na ronono mandry araka izay safidinao ...
FANGARONY:
Pokpok*, siramamy avy amin'ny fary*, akora mampivaingana, pektinina, asidra sitrika
*avy amin'ny fambolena biolojika
Voaomana amin'ny voankazo 60g isaky ny vokatra 100g vita.
Totalin'ny siramamy tehiriziny: 60g isaky ny 100g
FAMPAHALALANA ARA-TSAKAFO, isaky ny 100g:
Angovo 1220kJ / 292kcal,
tavy 3.9g izay asidra matavy feno 1.9g,
gliosida 55g izay siramamy 55g,
sakafo fibra 1.2g,
proteinina 3.2g,
sira 0.02g.
FITEHIRIZANA: Tehirizo amin'ny vata fampangatsiahana rehefa nisokatra.