Nature Madagascar

Fonosana fanito

€25,95
Tax included.

Ity fonosana ity dia mirakitra fanito karazany 8 tena ambony kalitao izay fampiasa andavandro amin'ny sakafo malagasy:

  •  Dipoavatra mena na Baie rose
  • Kanelina vovony
  • Sakay Pilo kely maitso
  • Kombava vovony
  • Tamotamo vovony
  • Miskady
  • Sakamalaho maina
  • Dipoavatra Voatsiperifery

 

Product information