1 2

Nature Madagascar

Sakamalaho nohamainina

€2,45
Tax included.

Sakamalaho nohamainina ary notapatapahana.
Fampiasa rehefa mahandro na amin'ny fanaovana zava-pisotro koa. Fanao aaty sakafo ary fampiasa amin;ny fitsaboana araka ny Ayurveda ihany koa izy.

 

MOMBAMOMBA AZY

  • Manampy raha sendra misalebolebo
  • Manampy karazana aretim-bavony samihafa
  • Manamopy amin'ny fanalàna fivontosana
  • Mampatanjaka

 
FAMPIASANA AZY

  • Raha hanao tambavy na dite: asio silany 3-4 ao anaty kaopy ary raraho rano mahamay. Avelao hilona 5 minitra dia vonona.
  • Afaka ampiasaina hanamanitra sy hampasiatsiaka sakafo koa izy rehefa mahandro.
Fehezana: 20g
Fehezana: 20g

Product information