1 2

Nature Madagascar

Kanelina Tahony Biolojika

€3,45
Tax included.

Ny kanelina dia ao anatin'ny fianakavian'ny Lauraceae. Maniry amin'ny toerana samihafa eto Madagasikara izy Sri Lanka, Maldives ary ny Antilles. Ity kanelina ity dia avy eto Madagasikara. Ny fofona sy tsiron'ny kanelina dia miova arakaraka ny fihaviany. Ny kanelina avy eto Madagasikara dia mamimamy fofona ary volon-tany mazavazava ny lokony.


MOMBAMOMBA AZY

  • Mampitàna
  • Manampy amin'ny fandevonan-kanina
  • Manampy ny hozatra hitsotra kokoa 
  • Manampy ny fisosan'ny rà ao anaty vatana
  • Fampiasa matetika raha mampihena tena

 

FAMPIASA AZY
Amin'ny fanaovana zava-mamy isan-karazany
Asio kanelina singany 1 ny voamaina. Manampy handevona azy sy tsy hambi[izihitra kibo izy.
Amin'ny fikarakarana tambavy na dite
Amin'ny fikarakarana toaka isan-karazany

 

Fehezana: 5pz
Fehezana: 5pz

Product information