Nature Madagascar

Sakamalaho vovony Biolojika

€3,95
Tax included.

Azo avy amin'ny sakamalaho nohamainina ary nototoina izy. Maro ireo zava-mahasoa azo avy aminy ary ampiasaina amin'ny fitsaboana araka ny Ayurevda ihany koa izy.

 

MOMBAMOMBA AZY

  • Manampy raha sendra misalebolebo
  • Manampy karazana aretim-bavony samihafa
  • Manamopy amin'ny fanalàna fivontosana
  • Mampatanjaka

 

FAMPIASANA AZY

  • Raha hanao tambavy na dite: asio vovony 1 sotrokely ao anaty kaopy ary araraho ao anaty vilany kely. Ampio rano mahamay ary teneho mandritra ny 5 minitra dia vonona.
  • Afaka ampiasaina hanamanitra sy hampasiatsiaka sakafo koa izy rehefa mahandro.

 

Fehezana: 40g
Fehezana: 40g

Product information