Tsaramaso mena.
Hafanao mandritra ny 10 minitra ny tsaramaso anaty boaty ary afangaro tsara alohan'ny hanolorana azy. Afaka ampiarahana amin'ny sakafo rehetra.
Fangarony: tsaramaso mena maina (50%), rano, tongolo (5%), tongolo gasy, menaka soja, sakamalao, sira, tamotamo, massale, dipoavatra, sakay (0,02%).
Fitahirizana: