Jamana mananasy kalitao tena misongadina, tsiro tena voajanahary..
Hampiasaina toy ny tsindrin-tsakafo na koa ahosotra amin'ny mofo, biskoty, fromazy na ronono mandry araka izay safidinao ...
FANGARONY:
Mananasy*, siramamy avy amin'ny fary*, pektinina, asidra sitrika
*avy amin'ny fambolena biolojika
Voaomana amin'ny voankazo 60g isaky ny vokatra 100g vita.
Totalin'ny siramamy tehiriziny: 55g isaky ny 100g
FAMPAHALALANA ARA-TSAKAFO, isaky ny 100g:
Angovo 993kJ / 238kcal,
0.6g tavy izay asidra matavy feno 0g,
gliosida 56g ny siramamy 55g,
sakafo fibre 2.3g,
proteinina 0.9g,
sira 0,05g.
FITEHIRIZANA: Tehirizo amin'ny toerana mangatsiaka aorian'ny fisokafana.