Ity curry organika ity dia manome tsiro mafana sy matsiro tena izy ho an'ny fomba fanamboarana rehetra, voalanjalanja tsara ny tsirony. Izy io koa dia hanome loko tsara tarehy ho an'ny sakafo rehetra.
FANGARONY
Tamotamo
Drafy na Koriandra
Komina
Fenugreek
Sakamalaho
Sira
Tongolo gasy
Sakay
Dipoavatra masiaka
Mety misy soritra ana CELERY sy MOUTARDE
FAMPIASANA AZY
Asio curry madras iray sotro lehibe ao anatin'izay sakafo ho an'olon-droa karakarainao, izany oe mandritra ny fandrahoana.