Nature Madagascar
Sakamalaho nofintsiana - efa-joro
€2,35
/
Tax included.
Ny sakamalaho nofintsiana dia azo tamin'ny fanodinana sakamalaho tanora (4-5 volana) ary nandrahoina tao anaty siramamy.
Ny tsirony dia masiaka ary mamimamy. Afaka atao tsakitsaky na atao fandevonan-kanina ao aorian;ny sakafo izy, afaka afangaro amin'ny voankazo voatetika mifangaro ihany koa na ampiasaina ao anaty fanaovana mofomamy sy zava-mamy isan-karazany.
Ity sakamalaho nofintsiana izay amidinay dia azo avy amin'ny fifantenana ireo sakamalaho manaraka kalitao izay voasivana tsara mialoha mba ahazoana ny tsirony tsara indrindra: tsy mamy loatra ary heno tsara ny tsirona sakamalaho ao anatiny. Anisan'ireo vokatra tena tian'olona izy ity ary anisan'ireo be mpividy indrindra ato amin'ny orinasa.

MOMBAMOMBA AZY
- Mampandevo-kanina
- Manampy amin'ny fanalàna ny fivontosana
- Mampavitrika
- Mampandranoka rà
FAMPIASANA AZY
- Afaka hohanina avy hatrany na afangaro anaty voankazo voatetitetika mifangaro
- Afaka ampiasaina amin'ny fanamboarana zava-mamy isan-karazany