1 3

Nature Madagascar

Lavanilina vovony

€19,95
Tax included.

Ny lavanilina vovony amidinay dia tsy mitapoka. Ny kalitao tsara indrindra Bourbon no nanaovana azy. Tsy isy akora fitehirizana na loko hafa manampy azy. Lavanilina lavalava izay nampangatsihahana mba hivongana no nototoina tao anaty vata fanotoana ka namadika azy ho vovony.

Voatazona tanteraka ny vovony tena maha lavanilina azy.

 

 

Lanjany: 20g
Lanjany: 20g

Product information