
Fotoana hikarakarana: 10 minitra
Nahandro ho an'olona iray
Fangarony:
-
250ml rano mahamay,
-
½ sotrokelina Kombava vovony
Fanaovana azy:
Arotsahy ao anaty kaopy ny Kombava vovony ary tapopohy rano 250ml mahamay fa tsy mangotraka. Aleo hilona 10 minitra mandram-pahazonao lokony maitso mavana.
Afaka aroso mafana na mangatsiaka.
Raha tianao dia afaka hamamiana..