Easy RSS
Zavoka sy Dipoavatra mena na Baie rose
Fotoana fikarakarana: 10 minitra Nahandro ho an'olona iray Fangarony: 1 zavoka, ¼ ranom-boasary makirana, sira (tsy voatery), 1 sotro menaka oliva, tongolo maitso, 1 sotrokely...
Toaka mamy sy Kombava
Fotoana hikarakarana azy: 2 herinandro Fikarakarana ho ana tavoahangy iray Fangarony: 1/2 litatra rôma, 200g siramamy Hoditra Kombava Fanaovana azy: Arotsahy ao anaty tavoahangy iray...
Dite kanelina sy sakamalaho
Fotoana hikarakarana: 5 minitra Nahandro ho an'olona iray Fangarony: 250ml rano, 1 sotrokelina kanelina, 1 sotrokelina skamalaho vovony 1 sotrokelina taretra ranony (tsy voatery) ...
Dite Kombava
Fotoana hikarakarana: 10 minitra Nahandro ho an'olona iray Fangarony: 250ml rano mahamay, ½ sotrokelina Kombava vovony Fanaovana azy: Arotsahy ao anaty kaopy ny Kombava...
Mananasy sy Kombava
Fotoana hikarakarana: 10 minitra Akora ilaina ho an'olona iray: Fangarony: ¼ Mananasy masaka tsara ½ Kombava vovony Fanaovana azy: Silasilaho ny mananasy ary...